- Alakamisy 04 Jolay 2019
Any Ivelany.Rosia “Sous-marin” iray nirehitra
Miisa 14 ireo namoy ny ainy vokatry ny loza nahazo ny “sous-marin” Rosianina iray tany afovoan’ny ranomasina atlantika.
Hamaky ny tohinyMiisa 14 ireo namoy ny ainy vokatry ny loza nahazo ny “sous-marin” Rosianina iray tany afovoan’ny ranomasina atlantika.
Hamaky ny tohinyNitsoa-ponenana avokoa ireo mponina nandritra ny fanafihana natao tao Tajoura Lybie. 44 no namoy ny ainy ka an-jatony ireo naratra.
Hamaky ny tohinyNivoaka ankehitriny ny ezaka nataon`ireo mpirotsaka an-tsehatra nanadio ranomasina tamin`ny alalan`ny fifaninanana.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe ny fihetsik`i Ivanka Trump, zanaka vavin`i Donald Trump filoha amerikanina, taorian’ny famoahany horonantsary mampiseho azy nanapaka ny resak’ireo mpitarika iraisam-pirenena nandritra ny fihaonambe tamin’ny G20 tany Japon.
Hamaky ny tohinyzanaka vavin`i Donald Trump filoha amerikanina, taorian’ny famoahany
Hamaky ny tohinyNy mpitondra miaramila dia mitaky dinika vaovao entina manitsy ireo andininy sasany ao anatin’ilay fifanarahana navoakan` ny mpanelanelana, tahaka ny vondrona Afrikanina .
Hamaky ny tohiny